Entrée | 1 dabolera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1] |
Explications en anglais |
4 the lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2] |
Explications en français |
5 Doublure [1.3] |
Vocabulaire |
6 Economie: vêtements |
Mis à jour le 2020/07/31 |