|
|
|
|

Entrée1  dabokandro
Mots élémentaires  2  daboka, andro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin' ny tany be ahitra any an' efitra sy eny amin' ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka). [1.1]
5  Ny hoe daboka dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra [2.314#103]
Explications en anglais  6  oxen that are to be fattened, but allowed to wander about when satiated with food [1.2]
Exemples  7  Ireo ve no mba saiky hanaovan' ialahy dabokandro? [2.643]
8  Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314]
Vocabulaire  9  Economie: élevage
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/23