Entrée | dabo-dela | |
Mots élémentaires | daboka ; -dela (lela) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] | |
Explications en anglais | [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] | |
Mis à jour le 2023/12/06 |