|
|
|
|

Entrée1  bontanaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy
Vocabulaire  4  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  5  bontanaka, natabonak

Mis à jour le 2025/01/21