|
|
|
|

Entrée1  bonibony
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1]
Explications en anglais  4  puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2]
Explications en français  5  (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3]
6  sorte de rougeole. See rofotra [Tankarana] [1.19]
7  rubéole [1.54]
Vocabulaire  8  Santé
Dérivés 
9  Verbes actifs :
Synonymes  10  bonobono

Mis à jour le 2022/09/11