Entrée (1/3) | 1 bonga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Sombin-tany mivaingana, dongona kely 4 Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1] 5 vongana [Taisaka] [1.78] 6 tanety [Sihanaka] [1.78] 7 havoana na tendrombohitra kely [1.13] |
Explications en anglais |
8 a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2] |
Explications en français |
9 bloc, masse [Taisaka]
[1.82] 10 montagne, plateau. [Tankarana] [1.19] 11 dôme, butte [1.13] |
Vocabulaire |
12 Géographie: (en général) |
Dérivés |
|
Synonymes | 16 bongo |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot bonga |
Entrée (2/3) | 19 bonga |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [Tanala]
[1.78] 22 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1] |
Vocabulaire |
23 Biologie |
Entrée (3/3) | 24 bonga |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1] |
Vocabulaire |
27 Zoologie: invertébrés |
Anagrammes | 28 bango, bonga |
Mis à jour le 2023/10/24 |