|
|
|
|

Entrée1  bolantany
Mots élémentaires  2  bola, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1]
Explications en français  5  sphère terrestre, globe terrestre [1.13]
Vocabulaire  6  Géographie: (en général)
Mots composés 

Mis à jour le 2024/07/15