|
|
|
|

Entrée1  besisika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany
Vocabulaire  4  Zoologie: poissons

Mis à jour le 2024/12/07