Entrée (1/2) | 1 baria |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10] |
Exemples |
4 Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka. [2.587#] |
Vocabulaire |
5 Zoologie: mammifères |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 7 baria |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò 10 mpikarama manao asa vaventy 11 mpiasa madinika ao an-trano [1.10] |
Explications en français |
12 matelot [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulaire |
13 Navigation |
Synonymes | 14 baharia |
Mis à jour le 2023/12/31 |