|
|
|
|

Entrée (1/5)1  babaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1]
Explications en français  4  Effusion, écoulement abondant [1.3]
Exemples  5  Ary omeo rano am-babaka. [2.69]
Dérivés 
6  Verbes actifs :
Mots composés 

Entrée (2/5)8  babaka
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1]

Entrée (3/5)11  babaka
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  akora [Tambahoaka] [1.78]
Explications en français  14  parure [Tankarana] [1.19]
Mots composés 

Entrée (4/5)16  babaka
Partie du discours  17  nom
Explications en anglais  18  For bebaka [Provincial] [1.2]

Entrée (5/5)19  babaka
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [Betsimisaraka] [1.78]
Explications en anglais  22  the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo [Sakalava] [1.2]
Explications en français  23  courge [Tankarana] [1.19]
24  (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  25  Botanique: légume
Synonymes  26  tavo, voatavo, voatavohova
Mots composés 
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/05/19