|
|
|
|

Entrée1  avoko
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa
4  Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1]
Explications en anglais  5  a small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2]
Explications en français  6  nom d'une racine comestible. [Tankarana] [1.19]
7  (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [Merina] [1.196]
8  Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux.
9  Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [Betsileo]
Exemples  10  Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529]
11  Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
12  Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282]
Vocabulaire  13  Botanique: herbe
Mots composés 
Phytonymes 
Nom scientifique 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot avoko

Anagrammes  18  avoko, ovoka

Mis à jour le 2020/07/31