|
|
|
|

Entrée1  antendriahitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron' ny ahitra roa ka terena eo anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe; raha efa izany, dia ampifidianina izay halainy ny ankizy rehetra eo, na ny fanondro na ny ankibe; vahana amin' izay ny tanana ka izay nifidy ny rantsantanana iraiketan' ny ahitra no mahazo [1.1]
Vocabulaire  4  Jeu

Mis à jour le 2020/07/31