Entrée | 1 anamafaitra |
Mots élémentaires | 2 anana, mafaitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1] |
Explications en anglais |
5 An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2] |
Exemples |
6 Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48] |
Vocabulaire |
7 Botanique: herbe |
Mis à jour le 2024/08/13 |