|
|
|
|

Entrée1  ampamatoran-janak' omby
Radical  2  fatotra
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulaire  5  Temps

Mis à jour le 2020/07/31