|
|
|
|

Entrée1  alemanina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
4  Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [1.1]
5  German [1.1]
6  allemand, allemande [1.1]
Exemples  7  Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#]
Vocabulaire  8  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  9  alemaina, alemaina

Anagrammes  10  alemanina, anilemana

Mis à jour le 2022/08/03