|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahiboka
Radical  2  hiboka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
5  Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  ahiboka
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  13  Botanique: herbe

Anagrammes  14  ahiboka, habikoa

Mis à jour le 2023/01/05