Entrée (1/2) | 1 Z |
Partie du discours | 2 nom (symbole) |
Explications en malgache |
3 zatokilao [1.13] |
Vocabulaire |
4 Physique |
Entrée (2/2) | 5 z |
Partie du discours | 6 nom (symbole) |
Explications en malgache |
7 Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra. 8 Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1] |
Explications en français |
9 Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
11 Les alphabets |
Article |
12 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2020/11/03 |