|
|
|
|

Entrée1  Ketaka
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme)
Explications en malgache  3  Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
4  Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [1.1]
Exemples  5  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
6  ka indro ketaka, tsy vavy io fa Lahy; [2.48]
Vocabulaire  7  Prénom (fille)
Autres orthographes  8  iketaka, iketaka
Tableaux et planches  9  Liste complète

Mis à jour le 2022/11/15