Entrée | 1 Iharanandriana |
Mots élémentaires | 2 harana, andriana |
Partie du discours | 3 nom propre (toponyme) |
Explications en malgache |
4 [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10] |
Explications en anglais |
5 a rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2] |
Exemples |
6 Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508#] |
Vocabulaire |
7 Géographie: monts, vaux 8 Tourisme: sites intéressants |
Autres orthographes | 9 hiharanandriana |
Tableaux et planches |
10 Liste complète |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2023/02/21 |