|
|
|
|

Entrée faridanonana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray [1.1]
  [Sihanaka] faribolana [1.78]
Autres orthographes 

Entrée Faridanonana
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Exemples Araka ny filazan' i Faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. [2.508]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2024/07/01