|
|
|
|

Entrée (1/2)1  be minono
Mots élémentaires  2  be, minono
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  zaza 18 taona no miakatra [Taimoro] [1.78]
5  Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra [Tsimihety] [1.1]
6  ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana [1.1]
Exemples  7  Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436#]

Entrée (2/2)8  Beminono
Mots élémentaires  9  be, minono
Partie du discours  10  nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire  11  Géographie: pays, peuples
Exemples  12  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]

Anagrammes  13  Beminono, be minono, Beminono, be minono

Mis à jour le 2024/10/20