|
|
|
|

Entrée (1/3)1  v
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
Explications en français  4  Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Tableaux et planches  5  Les alphabets
Article  6  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
7 

Entrée (2/3)8  V
Partie du discours  9  adjectif
Vocabulaire  10  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  11  marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Tableaux et planches  12  Les nombres

Entrée (3/3)13  V
Partie du discours  14  nom (symbole)
Vocabulaire  15  Chimie
Explications en malgache  16  Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  17  Vanadium [3.1]
Tableaux et planches  18  Table périodique

Mis à jour le 2024/09/07