Entrée | f
![]() | ||
Partie du discours | nom (symbole) | ||
Explications en malgache | Tarehintsoratra fahadimy ary renisoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoefi nafe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man, izay tonga mam amin'izay: man + fototra = mamototra. [1.1] | ||
Explications en anglais | The fifth letter of the Malagasy Alphabet. It is sounded like f in father, or ff in off. When a word beginning with f is joined to another word ending in -na (or-ny), -ka, or -tra to make a compound word, the f becomes p, the -na becomes m, and the -ka or -tra is omitted, as: anaram-pody (anarana and fody); sitra-po (sitraka and fo); tongoparafara (tongotra and farafara). When the verbal prefix man- is joined to words beginning with f, the f is elided and the n becomes m, as mametra (man- and fetra). [1.2] | ||
Explications en français | La cinquième lettre et troisième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | ||
Analogues | abidỳ | ||
Tableaux et planches | Les alphabets | ||
Articles | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Illustrations |
| ||
Entrée | f~ | ||
Partie du discours | préfixe | ||
Entrée | F
![]() | ||
Partie du discours | nom (symbole) | ||
Explications en malgache | Singa mietona, fahasivy amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | ||
Explications en anglais | Fluorine [3.1] | ||
Explications en français | Fluor [3.1] | ||
Vocabulaire | Chimie | ||
Mis à jour le 2022/08/14 |
![]() |