|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ziva
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Exemples  4  Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228]
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Noms :

Entrée (2/2)7  ziva
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  kirihitr' ala [1.1]
Vocabulaire  10  Botanique

Anagrammes  11  vazy, zavy, ziva

Mis à jour le 2024/09/08