|
|
|
|

Entrée1  zinohy (zohy)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara: Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1]
Explications en français  4  Qu’on a suivi, accompagné [1.3#874]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  voazohy

Mis à jour le 2023/01/20