|
|
|
|

Entrée1  zerana
Radical  2  zera
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako
5  Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra
6  Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  azeran, nareza, nazera, zerana

Mis à jour le 2023/01/20