|
|
|
|

Entrée1  zanatsoratra
Mots élémentaires  2  zanaka, soratra
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  voyelle [1.13, 1.66.fr#972, 1.5]
Exemples  5  s = z (raha eo anelanelan' ny zanatsoratra roa. [2.528#71]
6  Ary teo no tsy nahaizako nanafina tamin'i Niry ny fiseran'i Noro teo amin'ny fiainako, fa rehefa diso zanatsoratra ny lelako dia naleoko nibaboka ho afa-dromoromo! [2.944#]
Vocabulaire  7  Linguistique
Mots composés 
Tableaux et planches  9  Les alphabets

Mis à jour le 2024/08/13