Entrée (1/2) | 1 zakarandahy |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356] |
Vocabulaire |
4 Botanique |
Autres orthographes | 5 zakarandaha |
Entrée (2/2) | 6 Zakarandahy |
Partie du discours | 7 nom propre (pseudonyme) [Liste complète] |
Explications en français |
8 [1.11] Samuël Rajaobelison |
Exemples |
9 Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314#10] |
Vocabulaire |
10 Littérature: auteurs |
Tableaux et planches |
11 Noms de plume des écrivains malgaches |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |