Entrée | 1 Zafimaniry |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zanapoko betsileo, monina amin' ny faritra atsinanan' Ambositra (firaisam-pokontany Antoetra sy Ambohimitombo) malaza amin' ny fahaizan' ny mponina asa sokitra hazo sy vato izay ahavitany fanaka sy sary voakaly izaitsizy |
Explications en français |
4 [1.11] Sous-tribu particulièrement intéressante du centre-est de Madagascar, occupant le rebord supérieur de la falaise à l'est de la région d'Ambositra... Les villages, preque tous construits sur les hauteurs, sont en bois... |
Vocabulaire |
5 Histoire: clans, tribus |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |