|
|
|
|

Entrée1  vy tsy mikitrana irery
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] raha misy miady, matetika saika samy manana hadisoana ihany na ny an-kilany na ny an-daniny
Exemples  4  [2.643] Mba fotory lalindalina kokoa fa vy|tsy mikitrana irery anie vy|tsy mikitrana irery e!
Mots élémentaires  5  vy, tsy, mikitrana, irerỳ

Mis à jour le 2024/12/07