Entrée vovobony
Mots élémentaires vovo- ; -bony
Partie du discours nom
Explications en malgache Vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13]
Explications en français Pollen [1.13]
Exemples Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Phytonymes 
Analogues  stigmaty

Mis à jour le 2023/12/10