Entrée | 1 vorombe sima |
Mots élémentaires | 2 vorombe, sima |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. (Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany" |
Explications en français |
5 [1.3] intéressé, égoïste, méchant |
Mis à jour le 2024/12/08 |