Entrée | 1 vorika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mosavy mahafaty |
Explications en français |
4 [1.196] Sortilège réputé mortel [Sakalava]
|
Exemples |
5 Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4#98] 6 Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171] |
Vocabulaire |
7 Religions, Croyances |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |