Entrée (1/2) | 1 vombo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra |
Explications en anglais |
4 [1.2] the mane of a horse, the bristles on a pig's back |
Explications en français |
5 [1.3] crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux |
Exemples |
6 Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#] |
Vocabulaire |
7 Zoologie: (en général) |
Synonymes | 8 vombona, vovona |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 10 vombo |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.1] Ny riran-damosin' ny hazandrano 13 [1.13] taovam-pivoizan'ny trondro |
Explications en français |
14 [1.13] nageoire |
Vocabulaire |
15 Zoologie: (en général) |
Mis à jour le 2024/12/10 |