|
|
|
|

Entrée1  volavita
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza
Exemples  4  ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita [2.48]
5  Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka. [2.298]
6  Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony [2.472]
Vocabulaire  7  Economie: élevage
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot volavita
Tableaux et planches  11  Robes des boeufs
Illustrations 
12 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21