|
|
|
|

Entrée1  volatsivaky
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [2.436#59] vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy
Exemples  4  [2.59#252] Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra
5  [2.528#154] Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana

Anagrammes  6  volatsivaky, vola tsy vaky

Mis à jour le 2025/01/21