|
|
|
|

Entrée1  voavoly
Radical  2  voly
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  planté: hazo voavoly (Arbre planté ou transplanté) [1.196]
Exemples  6  Raha izany no mba voavoly hazo, dia ho toerana mamy loatra. [2.499#38]
7  voavoly hazo fihinam-boa sy anana ny lohasaha sy ny vody tanety. [2.445#53]

Mis à jour le 2020/07/31