Entrée | 1 voavaky |
Radical | 2 vaky |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#802] fendu, cassé, rompu traversé lu, publié accusé, convaincu |
Exemples |
6 [2.59] Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; 7 [2.472] Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. 8 [2.471] Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. |
Synonymes | 9 vinaky |
Anagrammes | 10 akovavy, vakivao, vakivoa, vaviako, voavaky |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |