Entrée voavaky (vaky)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Fendu, cassé, rompu
Traversé
Lu, publié
Accusé, convaincu [1.3]
Exemples 
1Ary nony voavaky ireo, dia nivavaka aho; [2.59]
2Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
3Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
Synonymes vinaky

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20