|
|
|
|

Entrée1  voatetika
Radical  2  tetika
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.13] voatapaka madinika
Explications en français  5  [1.3#700] qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré
6  [1.13] coupé en morceaux
Exemples  7  Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika. [2.4#69]
8  Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro. [2.472#41]
Synonymes  9  tinetika
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11