Entrée | 1 voasoratra |
Radical | 2 soratra |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#632] écrit, dessiné, marqué, peint |
Exemples |
6 fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996#47.2.5] 7 Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89] 8 Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81] 9 Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64] 10 Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436] 11 Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 sinoratra |
Mis à jour le 2024/12/11 |