|
|
|
|

Entrée1  voasingotra
Radical  2  singotra
Partie du discours  3  participe passé
Explications en français  4  qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides [1.3#607]
Exemples  5  fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao. [2.587#]
6  Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. [2.639#]
Synonymes  7  siningotra

Mis à jour le 2023/01/20