Entrée | 1 voarain > voaray |
Radical | 2 ray |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en anglais |
4 received, accepted, taken; jointed, united. [1.2] |
Explications en français |
5 reçu, accepté, pris [1.3] |
Exemples |
6 Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117#97] 7 voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59#384] 8 Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281] 9 Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366#140] 10 Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499#63] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 arovay, voaray |