|
|
|
|

Entrée1  voapetaka
Partie du discours  2  participe passé
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en anglais  4  [1.2] stuck on, made to adhere, pasted on
Explications en français  5  [1.3#483] qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche
Exemples  6  [2.472#41] Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy.
Radical  7  petaka
Synonymes  8  pinetaka

Anagrammes  9  voapetaka, voatapake

Mis à jour le 2025/01/21