|
|
|
|

Entrée1  voakasika
Radical  2  kasika
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  touché [1.3#316]
Exemples  6  Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4#112]
7  Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Morphologie 
8  Passé :

Anagrammes  9  voakasika, voakisaka

Mis à jour le 2023/01/20