Entrée | 1 voadinika |
Radical | 2 dinika |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en anglais |
5 [1.2] examined into, talked over, admonished, told minutely |
Explications en français |
6 [1.3] ruminé, examiné |
Exemples |
7 Ao aloha ireo efa tafavoaka ny faritr' i Matitanana na mbola ao kanefa efa voadinika sy vita microfilms. [2.508] 8 Ny maso tsy foy hiala eny amin'ny fitaratra, ka voadinika avokoa na fihetsiky'ny molotra na fiantefan'ny maso. [1.223] |
Morphologie |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot voadinika |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |