|
|
|
|

Entrée1  vivitina
Radical  2  vivitra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Entina amin' ny tendrony, amin' ny sofiny, amin' ny molony: Aza vivitina amin' ny molony io vilany io sao dia vaky
5  Sintontsintonina, roridroritina: Aza vivitinao ny akanjoko sao rovitra
6  (teny) Tsongoina dia roritina hiadiana: Teny diso lasa tsy nahy dia novivitiny ka lasa ady saika tsy vita mihitsy [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  ivivitan, nivivita, vivitina

Mis à jour le 2023/01/20