Entrée virosy
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. virus] Karazana mikraoby manokana, mbola kely indray noho ny bakteria fa latsaka ny 0,2 ampaharivon' ny mm ny habeny ary tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskopy manokana, fototry ny aretina maro toy ny gripy, poliomielita [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: virus.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31