Entrée (1/2) | 1 vilina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? |
Explications en français |
4 [1.3] ourlet 5 [1.13] point de rabattement 6 [1.196] ourlé, qui ne s'effiloche pas [Merina] |
Vocabulaire |
7 Economie: vêtements |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 vilina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 [1.196] Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [Merina]
|
Vocabulaire |
17 Botanique |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |