|
|
|
|

Entrée1  verahina
Radical  2  veraka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina
Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana
Velarina: Veraho ny entanao hosavana
Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot verahina

Anagrammes  10  harevany, haverina, iverahan, nahavery, niveraha, verahina

Mis à jour le 2023/01/05